Teny iditra mamadi-paisaña
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mamadi-drazana, manao famadihana: Ny manaña aombe ro mate aombe sy mamadi-paisaña (Ny manan-karena ihany no maty omby fa tsy ny mahantra raha manao famadihana) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31