|
|
|
|

Teny iditra 1  mamaho
Fototeny  2 faho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampifangaro, mangaro: Mamaho rano ny divay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to mix, to compound. [1.2]

Fivaditsoratra  10 hamamo, 11 Homama, mamaho, 12 mamohà, mamoha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19