Teny iditra (1/3) | 1 mamaky (vaky) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Manapotika zavatra amin' ny fandonana azy amin-javatra hafa na amin' ny fanatontàna azy amin' ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? 4 Mampitresaka, manasaka: Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra 5 Manimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika 6 Mandalo eo afovoany manomboka amin' ny laniny iray ka hatramin' ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ): Menatra erỳ izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be 7 Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakotono namaky lainga an-dRajaona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 8 to split; to break [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 9 fendre dans le sens de la longueur; casser [1.3, 1.8]10 rompre 11 traverser, aller, passer 12 mettre en déroute [1.3] |
Ohatra |
13 namaky ny any atsimo manontolo izahay (Nous avons traversé tout le sud) [1.3] 14 Izahay no namaky voalohany iny làlana iny (Nous avons été les premiers à passer par ce chemin) [1.3] 15 namaky ny fefiloha ny rano (L’eau a rompu la digue) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Teny iditra (2/3) | 27 mamaky (vaky) |
Sokajin-teny | 28 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 29 Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 30 to read [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 31 lire [1.3, 1.8]32 publier [1.3] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 38 mamaky (vaky) |
Sokajin-teny | 39 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay | 40 accuser, dénoncer [1.3] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |