|
|
|
|

Teny iditra 1  mamalifaly
Fototeny  2 falifaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay haharavoravo, hahamiramirana; mahavery dia, manambitamby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pacify, to appease. [1.2]
10 to cheer someone up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 cajoler [1.3, 1.8]
12 distraire [1.3, 1.8]
13 apaiser, calmer, consoler [1.3]
14 contenter [1.8]

Fivaditsoratra  mamalifaly, 15 mamilafila

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19