Teny iditra mamandambandana (vandambandana (vandana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho maramara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tacheter
être tacheté [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamandambandana
Ny lasa : namandambandana
Ny hoavy : hamandambandana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16