| Teny iditra | 1 mamango |
| Fototeny | 2 vango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Antambahoaka] mamaly
[1.78] 9 [Antesaka] mamely [1.78] 10 Mamely, mikapoka 11 Manesokesoka, mandrapadrapaka, mihinana fatratra [1.1] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamango |
| Fivaditsoratra | mamango, 13 mamonga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|