|
|
|
|

Teny iditra 1  mamantatra
Fototeny  2 fantatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala
9 Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin' ny soratra, hono, Rangahy io [1.1]
10 manao izay hanavahana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 to examine [1.2, 1.7]
12 to try, to prove [1.2]
13 to try out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 essayer, éprouver, examiner [1.8]
15 identifier [1.13]
Ohatra  16  Pentina sisa no mamantatra ny tenany [2.720#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamantatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19