| Teny iditra (1/2) | 1 mamantsika |
| Fototeny | 2 fantsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandraikitra amin' ny fantsika: Ny iray firenena aminy ihany no namantsika an' i Kristy tamin' ny hazofijaliana
9 Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to nail, to make fast with nails.
[1.2] 11 to nail [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 clouer
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 13 mamantsika |
| Fototeny | 14 fantsika |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena: Efa mamantsika ireto atody telo ireto
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 to break or burst its shell, as a bird emerging from the shell.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|