| Teny iditra | 1 mamaoka |
| Fototeny | 2 faoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manadio amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to wipe
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 essuyer
[1.8] |
| Ohatra |
11 ka mitana anay hianao dia tsara mamaoka anay hianao dia tsy manan-tsiny.
[2.587#]
|
| Fivaditsoratra | mamaoka, 12 mamoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|