Teny iditra | mamarara (farara) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Mamony (raha katsaka na fary) [1.78] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mamarara io | |
Teny iditra | mamarara (farara) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny frantsay | être stérile, rabougri, piqué (se dit des plantes) [1.3] | |
Fivaditsoratra | mamarara, maramara, ramarama |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |