|
|
|
|

Teny iditra 1  mamatotra
Fototeny  2 fatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifehy: Mamatotra entana amin' ny kofehy
9 Mandrohy: Mamatotra adala
10 Managadra: Mamatotra mpangalatra amin' ny rojo vy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to bind. [1.2]
12 to tie, to bind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 attacher, lier [1.8]
Ohatra  14  Tsy mandray kofehy na mamatotra entana. [1.381#]
15  Mikofokofoka, nefa vao mainka mamatotra azy Rabekibo. [2.332#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21