|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamatra
Fototeny  2 fatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe
9 Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy
10 Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to measure in a rice measure or in a basket. [1.2]
12 to measure in a container [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 mesurer avec une mesure de capacité [1.8]
Ohatra  14  Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana. [2.996#]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  mamatra
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [Sihanaka] mamarana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21