|
|
|
|

Teny iditra 1  mambosibosika
Fototeny  2 bosibosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihinana manao be am-bava, miosanosana sy mandrapadrapaka: Nambosibosika ery i Balita kely fa hatramin' ny fito maraina izy no tsy nanendry hanina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04