|
|
|
|

Teny iditra 1  mamboy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 [Tanala] manasa vody na fory, misasa (vehivavy) [1.78]
7 manasa ny taova filahiana na fivaviana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 se laver l'organe génital et l'anus [1.13]
Voambolana  9  Fahasalamana

Fivaditsoratra  10 maimbo, mamboy, 11 miomba, miombà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15