Teny iditra mamendrampendrana (pendrampendrana (pendrana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Jemby
Mandefa hazavana mahajemby, mamono maso; mampanjambena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as mipendrampendrana
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamendrampendrana
Ny lasa : namendrampendrana
Ny hoavy : hamendrampendrana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20