Teny iditra mamendrivendry (vendrivendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitotototo tsy misy antony; mamitaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamendrivendry
Ny lasa : namendrivendry
Ny hoavy : hamendrivendry
Filaza mandidy : mamendrivendre

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05