|
|
|
|

Teny iditra 1  mameraka
Fototeny  2 veraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamaky roa, manokatra
9 Mandoatra ny tsinain' ny biby vonoina, mitory
10 Mamelatra
11 Mamboraka [1.1]
12 [Antambahoaka] manely [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04