|
|
|
|

Teny iditra 1  mametrika
Fototeny  2 fetrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 manisy totohondry, mamely amin'ny totohondry [1.78]
9 Mamely totohondry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to hit with the fist, to box [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19