Teny iditra | mamezatra (vezatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamaha na manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany [1.1] | ||||||||
Manitatra amin'ny fera [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tendre au fer [1.13] | ||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |