|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamezaveza
Fototeny  2 vezaveza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manokatra mangotanatana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ouvrir en grand, rendre indécent [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  mamezavezà
Fototeny  11 vezaveza
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamezaveza [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamezavezà, mamezaveza

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07