|
|
|
|

Teny iditra 1  mamimaso
Singan-teny  2 mamy, 3 maso
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  9 Manao famantarana amin' ny maso, manao pimaso: Namimaso ahy Rabe vao tsaroako fa hay moa tsy azo lazaina an' i Neny ilay zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 [mami-maso] to wilfully shut one's eyes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 [mamy maso] faire signe avec les yeux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04