|
|
|
|

Teny iditra 1  mamindro
Fototeny  2 mindro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo. [1.1]
9 [Sihanaka] mitanina afo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 to warm oneself at the fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se chauffer au feu [1.8]
Ohatra  12  Hariva tsy mba mamindro; [2.69#]
13  Raha mamindro lavitry ny afo mangatsiaka. [2.346#46]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mamindro
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21