Teny iditra | mamingotra (fingotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao amparapaingo, mandray amin' ny vozon-tongotra, mamingana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To take hold of a person by the small of the leg. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |