Teny iditra maminjifinjy (finjifinjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampivihivihy, mampihararetra, mampijaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make to shudder; to be painful, to be sore. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maminjifinjy
Ny lasa : naminjifinjy
Ny hoavy : haminjifinjy
Filaza mandidy : maminjifinjia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20