Teny iditra | mamirotre | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manintona fintana raha manjono: Namirotre endraike mandy iñy aho ka dia kalapia goay be (nosintoniko indray mandeha avy hatrany dia tilapia goavam-be) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |