Teny iditra mamitipitika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Manaikitra, mafana, malailay [1.78]
Tovy hevitra mamitika

Teny iditra mamitipitika (pitipitika (pitika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Lancer de petits éclats, de nombreuses éclaboussures
Donner une petite pluie [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamitipitika, mamitipitik', mamitipiti-
Ny lasa : namitipitika, namitipitik', namitipiti-
Ny hoavy : hamitipitika, hamitipitik', hamitipiti-
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20