| Teny iditra | 1 mamitsoka |
| Fototeny | 2 fitsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina
9 Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra 10 Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to beat, to flog, to strike, to smite.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | mamitsoka, 12 mamokatsy, 13 mamotsika, 14 mikatsamo, 15 mitsomaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|