|
|
|
|

Teny iditra 1  mamoaka
Fototeny  2 voaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra
9 Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany
10 Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay
11 Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria
12 Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io
13 Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy [1.1]
14 manaparitaka, mizara, mampiely [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15 diffuser [1.13]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe mamoaka
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mamaoka, mamoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21