Teny iditra mamofompofona (fofompofona (fofona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To smell rank, to be ill-flavoured, to stink. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui a une faible odeur agréable [1.196]
Ohatra 
1Mamofompofona Senegaly anie ialahy izany e! [2.643]
2Dia notsipahina tsikelikely araka izany koa ny lalàm-pitondrantena izay mbola mamofompofona fivavahana. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamofompofona
Ny lasa : namofompofona
Ny hoavy : hamofompofona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20