|
|
|
|

Teny iditra 1  mamofompofona
Fototeny  2 fofompofona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to smell rank, to be ill-flavoured, to stink. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui a une faible odeur agréable [1.196]
Ohatra  9  mamofompofona Senegaly anie ialahy izany e! [2.643#60]
10  Dia notsipahina tsikelikely araka izany koa ny lalàm-pitondrantena izay mbola mamofompofona fivavahana. [2.285#99]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19