|
|
|
|

Teny iditra 1  mamokaiky
Fototeny  2 vokaiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miketrona: Mamokaiky ny hoditra rehefa maina
9 Mionkina, miforitra: Mamokaiky ny sokina, rehefa kasihina
10 Milefitra, miforitra: Namokaiky notsindrian' ny entana ilay Ingahibe [1.1]
Tovy hevitra  11 mivokaiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22