|
|
|
|

Teny iditra 1  mamokoka
Fototeny  2 vokoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo
9 Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon' ny enta-mavesatra teny an-tsorony ilay Rangahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be bent over with age, to be hunchbacked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu [1.3]
12 être courbé; être bossu [1.8]

Fivaditsoratra  13 -kamokamo-, kamokamo, 14 komakoma, mamokoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19