|
|
|
|

Teny iditra 1  mamolivoly
Fototeny  2 volivoly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy manaingotsaingoka izaitratra eran' ny rantsam-batana; voly [1.1]
8 mandretsidretsika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 picoter, fourmiller: Mamolivoly ny ranjoko (Les jambes me fourmillent) [1.3]
10 fourmiller [1.13]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamolivoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19