|
|
|
|

Teny iditra 1  mamongady
Fototeny  2 vongady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mividy mitambatra
9 Manavosa, manao antontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to sell at wholesale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 entasser, acheter en bloc [1.3]
12 vendre en gros [1.8]
Ohatra  13  Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety. [2.332#]
Voambolana  14  Toe-karena: varotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19