Teny iditra mamongatra (fongatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena
Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3]
Ohatra Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamongatra
Ny lasa : namongatra
Ny hoavy : hamongatra
Filaza mandidy : mamongàra
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/04/01