|
|
|
|

Teny iditra 1  mamontirika
Fototeny  2 vontirika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mampivandravandra be ny maso toa hivoaka ny taolamaso mihitay: Namontirikany masony ka natahotra aho [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19