| Teny iditra | 1 mamonto |
| Fototeny | 2 vonto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao / Mamonto rano ny sponjy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to soak, to wet
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 saturer, imbiber
[1.8] |
| Ohatra |
11 Tsy kalokalo na hirahira no mampifelana izato endriny, ranomaso no mamonto azy, mahatsiaro ny maty rehetra.
[1.270#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|