|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamorifotra
Fototeny  2 forifotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be diabe vokatry ny aretina): Namorifotra ny kitrotron' Ilita ka tsy naharitra reniny naka dokotara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 faire éruption, apparaître en masse, pulluler [1.3]

Teny iditra (2/2) 9  mamorifotra
Fototeny  10 forifotra
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 feno zavatra boribory madinika marobe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 oolithique [1.13]
Voambolana  14  Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19