|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamoritra
Fototeny  2  foritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin' ny tanana
5  Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro
6  Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely ~ Namoritra azy loatra tamin' ny volany Rakoto ka nandositra izy
7  Mampahory: Mamoritra ny madinika
8  Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo ~ Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka [1.1]
9  mamolaka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10  to fold up, to turn down, to wrap [1.2]
11  to fold [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  plier [1.3, 1.8, 1.13]
13  replier, courber, recourber [1.3]
Ohatra  14  Isan'ny toetra iray lehibe mamoritra ny olona voazanaka io fametrahana modely hotahafina eo anoloana io [2.606#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)19  mamoritra
Fototeny  20  poritra
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23  écraser, presser, serrer, opprimer: Tandremo fandrao mamoritra ny tongotro ialahy (Prends garde de m'écraser les pieds) ~ Aza mamoritra ahy loatra amy ny volanao (Ne me pressez pas trop pour le payment de votre dette) ~ Aza mamoritra ny sandriko (Ne serrez pas mon bras) ~ Aza mamoritra anay, fa mafana ny andro (Nw nous pressez pas, ne nous serrez pas, parce qu'il fait chaud) ~ Namoritra ny vahoaka izany goverinora izany (Ce gouverneur opprimait le peuple) [1.3]
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  28  manaporitra

Fivaditsoratra  29  mamarotry, mamoritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20