|
|
|
|

Teny iditra 1  mamorovoro
Fototeny  2 vorovoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manakorontana, manasafotofoto: Tsy manao afa-tsy mamorovoro trano ireto ankizy ireto [1.1]
Tovy hevitra  8 manavorovoro
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22