|
|
|
|

Teny iditra 1  mamotofoto
Fototeny  2 fotofoto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manasavoritaka, manakorontana, manaparitaka tsy aralia ny tokony ho izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to derange, to disorder, to ruffle, to confuse. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19