Teny iditra mamotsetsa
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mampiomana; manomboka: Mamotetsa ny kilonga ny ampañanatse fa hisy kilaolao sy ampitso (Mampiomana ny ankizy ny mpampianatra fa hisy kilalao rahampitso) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31