|
|
|
|

Teny iditra 1  mamotsifotsy
Fototeny  2 fotsifotsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to disregard, to speak lightly of. [1.2]
10 to express disdain; to denigrate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 mépriser, dénigrer [1.8]
Ohatra  12  Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy [2.298#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19