|
|
|
|

Teny iditra1  mamotsitra (potsitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mandoaka
4  Mamaky
5  Mampiharihary, mamaky am-batolampy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  manapotsitra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mamotsitra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05