Teny iditra mampaditra (faditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra mampaditra zaza, hono, ny manao trano roa [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampaditra, mampaditr', mampadi-
Ny lasa : nampaditra, nampaditr', nampadi-
Ny hoavy : hampaditra, hampaditr', hampadi-

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/19