Teny iditra | 1 mampahafantatra |
Fototeny | 2 fantatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 solontenan' ny Sekoly Protestanta eo anatrehan' ny Fanjakana izy ary mpanoro hevitra ny Sekoly rehetra sy mampahafantatra ny vaovao momba ny fampianarana avy amin' ny Fanjakana. [2.356] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |