Teny iditra mampamirapiratra (firapiratra (firatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Tamin'izany angamba no tena nampamirapiratra indrindra ny kabary am-panambadiana. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampamirapiratra, mampamirapiratr', mampamirapira-, mampamirapiratry
Ny lasa : nampamirapiratra, nampamirapiratr', nampamirapira-, nampamirapiratry
Ny hoavy : hampamirapiratra, hampamirapiratr', hampamirapira-, hampamirapiratry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20