|
|
|
|

Teny iditra 1  mampanantena
Fototeny  2 antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina. [2.4#77]
8  Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga. [4.27]

Fivaditsoratra  mampanantena, 9 mampanentana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19