|
|
|
|

Teny iditra 1  mampanao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy. [2.4#21]
8  ka raha efa vory ny havana, dia mampanao lakana izy; [2.48#635]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19