|
|
|
|

Teny iditra 1  mampanontany
Fototeny  2 ontany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  7  Izany toe-draharaha izany dia mampanontany tena ny amin' ny fahombiazan' ny sampan-draharaham-panjakana sy ny rantsana miankina aminy [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19